iriko ianao ry Noely - Bessa;j Rakotomanga

Bessa;j Rakotomanga


Iriko Ianao ry Noely

(Ianao ryNoely) Iriko Ianao
(Ianao ry Noely) ry Noely
(Ilazako faniriana) amin'ity indray mandeha ity
(ka izao no faniriako)ho Noely
(Enga anie ianao ka ho hafa)hafa kely
(Noho izay fahitako teto)Noho izay fahitako tety

1-Tsy hisy intsony ny mahantra
Kanefa maro ny be harena
Ny voin'ny hafa atao fiantra
Ny hafa anie ho toy ny tena

2-hitsahatr'eo ny vono namana
Noho ny hodin'izao sy izao
Samy ho liana Liam-piadanana
Hanorina fiainam-baovao

3-hifaran'eo ny ranomaso
Na latsak'ady etsy sy eroa
Ho tapitra koa ny andraso andraso
Hiaina Hiaina hiain-tsambatr'avokoa

Nampiditra:Rabefitia Mianoka f.t
(fytam's kwelly)