Iza no ahy any an-danitra - J.A. RAHARIJESY

J.A. RAHARIJESY

https://www.youtube.com/watch?v=37rtO8HxOeg

Do dia Eb 3/4 (T 76)


Iza no ahy any an-danitra
Ary tsy misy ety ambonin'ny tany
Iriko tahaka Anao
Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampin'ny foko
Sy anjarako mandrakizay Andriamanitra

Fa indro very izay lavitra Anao
Aringanao izay mijangajanga mahafoy Anao
Fa izaho dia ny ho eo akaikin'Andriamanitra
Eo no mahatsara ahy
Eny Ianao Jehovah o! no ataoko aroko
Eny mba hilaza ny asanao rehetra aho
Amen, amen, amen