Ianao jesoa no itokiako
Itokisako satria raha ny olona mety mandao, jesoa tsy mba mandao Anao
Ampy mizara ny fahasoavanao
Tafio hery ny mpanomponao
Sakaiza tsy manadino(jesoa)
Ary tsy mba miova (jesoa)
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
Ny fitiavan'i jesoa