Jesoa - Liva RAKOTONDRATSIMBA

Liva RAKOTONDRATSIMBA

Do die Eb (p=126)
Mailamailaka (Gospel)

ChoraLille 2000
éd. Juin 1999 - MF


1. Izy no mpamonjy
Izy no mpihay
Izy no mpanavotra

Izy no tsy miova
Omaly sy anio
Ary koa mandrakizay
Izy no Jesoa

Ref :
Jesoa! Jesoa!
He sambatra izahay, manana Anao
Jesoa! Jesoa!
Ny hira atolotray, Ho fiderana anao!

2. Izy nohomboina
Izy nolatsaina
Izy maty novonoina
Izy nanolo-tena
Nanaiky ho faty
Mba hisolo ny helokao
Izy no Jesoa

3. Zanak'Andriamanitra
Azy ny tany
Azy koa ny lanitra
Azy ny fahefana
Azy ny didy
Azy koa ny fanjakana
Izy no Jesoa