Jesoa tsy mba mandao - T & F RASOLOFONOMENJANAHARY

T & F RASOLOFONOMENJANAHARY

https://youtu.be/vyi4eIsAMjI?si=Jjsj1U3NxBFDe3w9


Ianao Jeso no hitokiako
Hitokisako satria
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy mba mandao anao

Ampy mizara ny fahasoavanao
Tafio hery ny mpanomponao
Sakaiza tsy manadino
Ary tsy mba miova
Omaly sy anio ary mandrakizay
Ny fitiavan'i Jeso

Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy mba mandao anao