Mafy - Inconnu

Page 1 / –
Chargement de la partition…
Inconnu

Do dia E


Mafy ny nentinao Jeso;
Maty nijaly Ianao
Ho anay

Nidina ho zazakely (Ianao) mba hanavotra anay
Nandao ny lapan'anjely, mba hamonjena anay

Vita ny avotra, Jeso;
Resy ny fasana
Noho Ianao

Ny kapoaka nentinao no nanavotana anay
Ny dinitrao tonga ra, no namonjena anay