Mahatsiaro afaka aho! - Randriamanana Noelson

Randriamanana Noelson

Paroles, Pasteur Roland RATSIMIHAH Andriamaneva.


Toy ny manonofy aho nandre.... Ilay Akom-pamonjena
Nampisokatra ny Lanitra.... Ary Anjely sesehena!!
Mifaly sy mihirahira... miaraka amin'ny feon-trompetra!
Manambara Fanavaozana.... zany zavatra rehetra!...
...