Mamafaza voa - k.t.z.o Antseranana

k.t.z.o Antseranana

solfa.mg

ba gasy


Mba mamafaza voa ary aza mba malaina
Fa tsy fantatrao izay ho vanona
Na amin’ny Atoandro na hariva
Na hariva na maraina
Mamafaza voa tsy mijanona

Matokia re,matokia re,eny matokia re
Hisy amboara ho anao anie
Matokia re,matokia re,
Hisy amboara ho anao anie