Masina ato am-poko - Mamiharilala RASOLOJAONA

Mamiharilala RASOLOJAONA

Do dia C 4/4


Ny fitiavanao ry Tompo o
Izay natolotra ho ahy izao
dia Masina ao am-poko ao

Ny nanekenao hidina ety
Ka nandaozanao ny ary
Dia Masina ao am-poko ao

Nanetry tena Ianao Ry Tompo tia
Nidina hamonjy ireo izay nania