Mihirà fihiram-baovao - RAMAROLAHY Aina Nirina Jaona

RAMAROLAHY Aina Nirina Jaona

Fihirana Fanampiny FJKM
FF13
Do dia G


Mihirà fihiram-baovao
Ho an’i Jehovah, ry tany
Mihirà fihirana
Ho an’i Jehovah
Dia ambarao amin’ny jentilisa
Ny Voninahiny.

Mihirà fihirana
Fihiram-baovao
Mihirà fihirana
Ho an’ i Jehovah, ry Tany
Dia ambarao amin’ny Jentilisa
Ny Voninahiny
Ambarao amin’ny Jentilisa
Fa Jehovah no mendrika.
Izy no mendrika ny Fiderana