Misaora an'i Jehovah - RAKOTO - NIRIANA TSIRY HARIRAVO

RAKOTO - NIRIANA TSIRY HARIRAVO

do = G , 4/ 4 RAKOTO - NIRIANA TSIRY HARIRAVO
- Tapany voalohany @ ny hira : misaora........mahavoky soa ny vavanao, ka tsara raha atomboka @ ny duo vehivavy io tapany voalohany io
- tapany faharoa @ ny hira : miverina indray hatrany am-boalohany ka hatao choeur @ izay , nefa kosa hatao duo vehivavy foana lay hoe : izay mamela ny helokao....vavanao
- rehefa tonga eo dia manao accord 7è dia miova clé DO (C) ny hira......
- Asiana feon - javamaneno lavalava ary dia faranana ka miverina @ clé SOL (G), hiraina lay tapany 1er @ DC


salamo 103 : 1 - 3