Mitana mafy ny Finoana - RANDRIAHARIFARA THEO HONORAT

RANDRIAHARIFARA THEO HONORAT

DO DIA Bb , auteur :RANDRIAHARIFARA THEO HONORAT


1- Lehibe ny voninahitrao
Tompo Andriamanitra Tsitoha
Fa eto amin ‘ ity fitoerana ity
Nanangonanao anay.

2- Ny talent’ izay nomenao ahy
Ho entiko hideran’Anao indray
Ka ho vita soa izao fotoan-dehibe izao
Enti-makalaza Anao

3- Ry fanahy ô herezonao
Miandrandra Anao izahay izao
Maro be ny asa mbola hatao
Hianao no hitarika

Inty aho Jeso , mandre ny antsonao Hanao ny sitrakao Hiasa tsy amin-tahotra Satria vonona aho Hitàna mafy ny Finoana .
NB Amin’ny farany vao miasa ny D$.