Mpandresy Isika - RAKOTO - NIRIANA TSIRY HARIRAVO

RAKOTO - NIRIANA TSIRY HARIRAVO

Do = G 4 /4 Mavitrika tsara / RAKOTO - NIRIANA TSIRY HARIRAVO

Fa Mpandresy isika @ ny alalan'Ilay tia antsika....


Ny fiainantsika eto an-tany
Lalovan-tsiky sy tomany
maro ny zavatra mifamahofaho
mitady hadràtra ny ao anaty ao

Anefa aoka tsy ho kivy ianao
mandalo izao rehetra izao
banjino Jeso 'lay efa namonjy anao
mbola tsy miova hatramin'izao......