Mpanota isika (Gospel) - Liva RAKOTONDRATSIMBA

Page 1 / –
Chargement de la partition…
Liva RAKOTONDRATSIMBA

https://youtu.be/C0bXFPRrEW0

Mpanota isika ety an-tany- (Gospel malagasy ) - Do dia F 4/4 - Mailamailaka p =90


MPANOTA ISIKA

REF:
Mpanota isik’ety an-tany
Ka mibebàha hatrany hatrany
Mino sy mbola manantena
‘Lay famonjena.
Mpanota rah’ mbola eto an-tany
Ataovy fiadian’izany
Finoana no fanavotana hoanao
N’tena sy fanahinao

1/ Ny Tompo tsy niantso ny olo-marina
Fa ireo mpa-nota ho tafarina
Ny Fitiavany atolony ho anao
ka ho raisinao sa holavinao
Mino sy mbola manantena
‘Lay famonjena.

2/ Ny Tompo efa tonga sy nijery anao
Apetraho aminy ny entanao
Ny ota sy ny ratsy re mba avelao
Jesoa tsy mandao hanampy anao
Mino sy mbola manantena
‘Lay famonjena.