L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDFNy ra nilatsaka ho avotray ry Tompo ô!
Tsy mendrika ho anay nefa dia nafoinao
Ho fanavotana ireto farahidiny
Ny ra nilatsaka tonga nivelomanay
Iza intsony re no sahy hirehareha
Raha nahita ilay hazo nijalianao?
Ny hazonao Jesoa no horaisiko hatrizao
Ary ho hatrizay ho fialofana