Ny fitiavanao - Bessa

Bessa

Do dia F 6/4
RABE Samuel (Bessa)


Ny fitiavanao hazavana mahay manitsy ny dianay
Ny fitiavanao ritsodrivotr'izay mandrotsy ny alinay

Tsy tratry ny saina satria
Mahery tafidin'ety
Ny fitiavanao mahagaga fa dia
'Zaho avy aza mba tianao

Ny fitiavanao fanaperan'ny sia miboiboika ao am-po
Ny fitiavanao toy ny raozy madio omaly ary koa anio

Inoakoa fa misy tokoa
Ny lapa omen'i Jesoa
Io fiadanan'io azo toky satria
Atolotr'i Jesoa tia