Ny hira velona ato am-poko - ELTON MENNO ROTH

ELTON MENNO ROTH

HIRAN'NY ANKIZY ISAN'IREO HIRA MALAZA NATAON'NY MPAMORONA


1) Ny hira velona ato ampoko
Sady mamin’ny fanahy :
Ny hira izay nomen’ny Tompoko
Feno fitiavana ahy

Ref :
He manakoako ato ampoko ilay hira kanto
Hira soan’ny lanitra ao ambony
Feno fitiavana

2) Jesosy Kristy tonga ho ahy
Hanadio ny otako
Ny foko faly ravo am-panahy
Ka hanao ilay hira soa

REF

3) Rehefa mby an-danitra aho
Tsy mba hisy farany
Hiaraka amin’ny anjely koa
No hanao ilay hira soa

REF IN 2