Oh Aiza ianao - STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI) - Philibert Rakotondrazafy / Johary RANARIMANANA

Philibert Rakotondrazafy / Johary RANARIMANANA

https://youtu.be/DMlUIQnzliY?list=RDDMlUIQnzliY

STK Antsa Akon'ny Antsirabe Fitiavana (3AFI)


Efa ela no niantso anao ny Tompo
Misy asa fitoriana miandry anao
Efa vonona ve ianao ny hanompo
Fa ny Mpamonjy no mitady anao izao (x2)

Oh aiza ianao, oh aiza ianao
Fa miantso anao ny Tomponao
Oh aiza ianao fa miandry anao Jesoa tia
Dieny mbola miantso Izy, dia valio ny antsony
ka meteza ianao ho irany

Efa ela no nitoriana anao ny teny mahasoa
Nefa ianao toa mbola variana, moa renao ve ny antson'ny Tompo tsitoha