Ry Tompo o! - Liva RAKOTONDRATSIMBA

Liva RAKOTONDRATSIMBA

Do dia F- Antonony- CHORALIE BORDEAUX 2008
Arrangements: Mimi RAMASINDRAIBE


Ry Tompo o! Indreto izahay hanolotra ny saotra dera ho Anao.
Manantona Anao izahay Mpanomponao,Ka ekeo na dia mpanota tsy mendrika Anao.
Ndeha hankalaza ny Tompo lehibe,Mpanjakan'ny Mpanjaka tsy manam-paharoa.
Tsy takatry ny saina 'zao herinao izao. Anao irery ihany ny voninahitra Andriamanitra