L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDFDo dia D 4/4
Mavitrika (gadona classique)
Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra, ry firenena rehetra,
Miderà azy ry olona rehetra,
Fa lehibe ny famindrampony amintsika
Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah
Haleloia