Fiderana
Voninahitra any amin'ny Avo indrindra						
Ary fiadanana anie ho amin'ny olona ankasitrahany						
Fa tonga ny Mpanavotra						
1-Tonga izao ny Tompo izay hanavotra										
Hanafaka anao izay voafatotra										
Koa andeha re derao, Ilay Mpanjaka hobio										
Fa tonga hamonjy anao Jesô	
2-Tonga Izy mba ho ahy sy anao
Mitondra ny fiadanany hoantsika ety
Koa andeha re derao, Ilay Mpanjaka hobio
Fa tonga hamonjy anao Jesô