Tsangambato tily tena sahy - Dylan Lantoniaina

Dylan Lantoniaina

Hiran'ny lasy fanomanana sy fananterana Tily analamanga afovoany desambra 2021
Tonalité E, tempo 110


1- Vao maraina dia miomana ny saina
Sahy izao hanolotra ny aina
Fibeazan-tena no mialoha
Jesoa mibaiko ny fanahy sy ny fo

2- Vao mandre ny antsoantso'izy ireo
Dia mijoro hatrany tsy ho leo
Inty aho fa sahy hiatrika
Na inona na inona miandry ahy

Ref : Tily aho, tily ise
mihoatran'ny mpandresy anie
Mba ho tsangambato tily mpanabe

Vonona hiofana
Hiatrika beazina
Mba ho tsangambato tily tena sahy