L’aperçu de la partition n’a pas pu être affiché.
Ouvrir le PDFDo dia A
4/4
Mavitrika
Voninahitra ho amin'ny avo indrindra
Ho an'Andriamanitra
Fiadanana ho ety ambonin'ny tany
Ho amin'ny olona ankasitrahana
He voninahitra ho an'Andriamanitra
Derao, hobio, ankalazao ny Tompo mandrakizay amen