Voninahitra amin'ny Avo - Haendel

Haendel

Key D Allegro M. 80
No. 15. Redombe
Lioka 2.14

NY Mesia G.F HANDEL
DIkan-teny malagasy sy Sol-FA, nataon'i Lucien Em. RANDRIANARIVELO.
Fanontana voalohany tamin'ny Septambra 1966,
Natonta fanindroany tamin'ny Septambra 1970/
Ary nohavaozina indray tamin'ny Computer ka natonta tamin'ny Andro Paska 2001


Voninahitra anie amin'ny Avo indrindra
Fiadanana anie ho an'ny olona ankasitrahany