Zarao Fitia - Jean-Yves RANDRIANAVALONA

Jean-Yves RANDRIANAVALONA

https://www.youtube.com/watch?v=G8M8wDlCp60

FPMA La Réunion - Chorale Feon'Anjomara
A/C : Jean-Yves RANDRIANAVALONA (Tôssy) - Février 2018
Do dia E 4/4

Jean 13 : 34-35 // Jaona 13 : 34-35
Je vous donne un commandement nouveau : Aimez-vous les uns les autres; comme je vous ai aimés, vous aussi, aimez-vous les uns les autres. À ceci tous connaîtront que vous êtes mes disciples, si vous avez de l'amour les uns pour les autres.

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ ny olona rehetra fa mpianatro hianareo, raha mifankatia.


Fianana ety an-tany mandalo fotsiny ihany
Tsy misy mahalala ny farany
Nomena fanahy izao ny tsirairay
Manana fo ianao nahoana no manavaka

Zarao fitia fa aza avela ho faty mosary
Fa ny Tompo anie mianatra mararay
Zarao fitia eny zarao, zarao fitia
F'izay no didin'i Jesoa Kristy
Ka miandry anao

Didy vaovao no omeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Aoka ho tahaka ny nitiavako anareo
Izay no hahafantaran'ny olona
Fa mpianatro ianareo