Ry voasatro-tsilo - Bach

Bach

https://www.youtube.com/watch?v=R_OBbjAfVrI

Do dia C
O sacred head, sore wounded (Passion Chorale)


Ry voasatro-tsilo
Ry voakapoka
Indrisy be ny loza
Nanafotra Anao
Nitsaohan'ny Anjely
Fahiny Ianao
Fa henatra sy latsa
Anjaranao izao

Atolotro ry Jesoa
Ny foko ho Anao
Hiaraka hitondra
Ny fahorianao
Raha henatra sy loza
No ho anjarako
Dia Ianao Mpamonjy
No ifaliako

Tsarovy aho Tompo
Raha tratry ny manjo
Tsy mendrika aho anefa
Mba amindranao fo
Ny ratranao no misy fanasitranana
Ny ranao ahitana
Ny fiadanana