3-11. 11. 3-11. 11
531 vues
Ny refy farany 31bis eo amin’ny solfa dia hiraina farany indrindra rehefa vita ny andininy fahadimy.
609 vues
Aleo hamoaka ny fihetseham-pony ny mpihira “duo” rehefa mihira azy. (Efa nahita nitomany aho fa tsy maninona rehefa voatana tsara …
631 vues
Afaka ampidinina an-tsasa-peo (ho Dô dia C) ny fanalahidy raha ambony loatra ny feo voalohany.
657 vues
Hira Fanao amin’ny fotoana Fandraisana ho Mpandray na Kominio. Azo atao ho famaranana ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ko.
931 vues