F'ANGAHA

Jimmy Lala

Afaka ampidinina an-tsasa-peo (ho Dô dia C) ny fanalahidy raha ambony loatra ny feo voalohany.

712 vues


MANAIKY MARINA SY MINO AHO

Jimmy Lala

Hira Fanao amin’ny fotoana Fandraisana ho Mpandray na Kominio. Azo atao ho famaranana ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ko.

995 vues


Tao Betlehema

Inconnu / SLKAT

Do dia D Mitovy feo amin'ny "Ny loza mpisy"

967 vues


Aza matahotra

RAJOELISOLO Raymond

Do dia F Milantolanto

860 vues


SOA IHANY

Jimmy Lala / Edwin O. Excell

Ankinina amin’ny Telen’ny Amboarampeo (T.A.) (Chef de Chœur) ny hafainganan-kira araka izay hitarihan’ny fihetsem-pony. Tsy miadana kanefa tsy haingana be …

932 vues


MPANJAKAKO JESOA

Jimmy Lala / William Runyan

Notsoahina avy amin’ny Fitomaniana 3:22-24. Araho araka izay fihetseham-po sy fitaritan’ny Fanahy ny fihiràna azy.

859 vues


ANDRO FANDRAOFANA

Jimmy Lala

HIra mikasika ny fiverenanan’ny Tompo, taratry ny I Tesaloniana 4:16-17

789 vues


K(I)RISMASY FAMONJENA

Jimmy Lala

Hira Krismasy. Araho ny toro-dalana voasoratra eo amin’ny Sol-Fa

935 vues


MIFALIA NAHAVITA

Jimmy Lala

Hira fanaovam-beloma mpitandrina na mpampianatra na diakona na izay nanana anjara fitaizam-panahy ka handeha hifindra na koa hisotro ronono. (angamba …

697 vues


Nahoana No Ratraina

Jimmy Lala

(1)-Atomboka amin’ny “Fiverenana -refrain-” ny hira. (2)-Ny feo fahatelo dia mizara roa, izany hoe misy feo dimy izany ny harmonia. …

792 vues


TSY MBA VOLA

Jimmy Lala

Paika efatra manaraka (waltz) “ritmo di valzer”: 12/8. Hiraina milantolanto, tsy hatao haingana loatra.

706 vues


Ny mpiandry ondry

Rabehiandrana Andriamampihantona

Do dia G 4/4 Tsy atao haingana Lioka 2.8-14

1218 vues


RAMADALENINA

JIMMY LALA

Somary bà gasigasy, toy ny hiragasy. Tandrovana ihany ny mahahira Chorale sy Hiram-piangonana azy fa isy hiragasy tsy akory.

909 vues


Ity firenena ity

Andrianalison Roger & Andrianarilala Honoré

Do dia D

1585 vues


Ny fahazavana miposaka

Melius Christiansen / Samuel Randria

Do dia G 2/4 Andante

1249 vues


Izao Noely izao

Tojo RANDRIANAIVOJAONA

Do dia C

1276 vues


NY RAN'I JESOA

Jimmy Lala

Milantolanto. Rehefa vita ny andininy fahatelo dia averina indroa ny fiverenana ary ampiakarina antsasam-peo ny tiona amin'ny fiverenany fanindroany. Raha …

937 vues


Sambatra Izay Madio Am-Po

Jimmy Lala

MIlamindamina. Araho ny toro-mari-piatoana mozika (punteggiature musicali)

1083 vues


Asan'ny Tsitoha

Rinhary (rakoto-rakotomalala rivoniRINHARInala)

Jereo tsara fa do-re-mi ihany no hampiasaina ho feo voalohany, Hira fiderana

947 vues


NY LAKOLOSY

Jimmy Lala

Maneno ny Lakolosim-piangonana, mampahatsiahy fa tokony hiomana ianao ary ho avy mba hiara-mivavaka sy hisaotra ary hidera an'Andriamanitra. In-telo ny …

922 vues