MIFALIA NAHAVITA

Jimmy Lala

Hira fanaovam-beloma mpitandrina na mpampianatra na diakona na izay nanana anjara fitaizam-panahy ka handeha hifindra na koa hisotro ronono. (angamba …

17 vues


Nahoana No Ratraina

Jimmy Lala

(1)-Atomboka amin’ny “Fiverenana -refrain-” ny hira. (2)-Ny feo fahatelo dia mizara roa, izany hoe misy feo dimy izany ny harmonia. …

65 vues


TSY MBA VOLA

Jimmy Lala

Paika efatra manaraka (waltz) “ritmo di valzer”: 12/8. Hiraina milantolanto, tsy hatao haingana loatra.

52 vues


Ny mpiandry ondry

Rabehiandrana Andriamampihantona

Do dia G 4/4 Tsy atao haingana Lioka 2.8-14

240 vues


RAMADALENINA

JIMMY LALA

Somary bà gasigasy, toy ny hiragasy. Tandrovana ihany ny mahahira Chorale sy Hiram-piangonana azy fa isy hiragasy tsy akory.

204 vues


Ity firenena ity

Andrianalison Roger & Andrianarilala Honoré

Do dia D

246 vues


Ny fahazavana miposaka

Melius Christiansen / Samuel Randria

Do dia G 2/4 Andante

297 vues


Izao Noely izao

Tojo RANDRIANAIVOJAONA

Do dia C

331 vues


NY RAN'I JESOA

Jimmy Lala

Milantolanto. Rehefa vita ny andininy fahatelo dia averina indroa ny fiverenana ary ampiakarina antsasam-peo ny tiona amin'ny fiverenany fanindroany. Raha …

268 vues


Sambatra Izay Madio Am-Po

Jimmy Lala

MIlamindamina. Araho ny toro-mari-piatoana mozika (punteggiature musicali)

290 vues


Asan'ny Tsitoha

Rinhary (rakoto-rakotomalala rivoniRINHARInala)

Jereo tsara fa do-re-mi ihany no hampiasaina ho feo voalohany, Hira fiderana

235 vues


NY LAKOLOSY

Jimmy Lala

Maneno ny Lakolosim-piangonana, mampahatsiahy fa tokony hiomana ianao ary ho avy mba hiara-mivavaka sy hisaotra ary hidera an'Andriamanitra. In-telo ny …

249 vues


Talenta

FIDEAU

Groupe évangélique KINTAN'NY LANITRA

290 vues


Toriako Eran-tany

Jimmy Lala(2000) / Kenneth Fulkerson(1941)

Mivezivezy etsy sy eroa ny olombelona, misamboaravoara ny adim-piainana, koa mitodia any amin'i Jesoa sy ny fitiavany. Dia aoka hifaly …

333 vues


MISAOTRA ANAO RAY Ô!

Jimmy Lala

Hira fanao raha vao vita ny toriteny

352 vues


Finoana

Jimmy Lala

I Korintiana 13:13 Finoana syfanantenana ary fitiavana. Mba tiako hiainana.

322 vues


Piano accompagnement (ballade binaire)_5 types

Rinah RATSIMBA

Ho an'ireo mpitendry piano

371 vues


Hiainga

Jimmy Lala

Ilay zanaka adala, nalaina avy amin'ny Lioka 15:18 Hiainga aho ka hody any amin'ny Raiko ka hanao aminy hoe: Raiko …

298 vues


Miandry anao

Sata Nasolo RAJAONIMANANA

298 vues


Isaorako Anao

Sata Nasolo RAJAONIMANANA

322 vues