Auteur : Hery Tiana RAZAFIMAHEFA Do dia Re - 3/4 Mivavaka - Lien youtube: https://youtu.be/fYymsg2u4fo
4735 vues
Jereo tsara fa do-re-mi ihany no hampiasaina ho feo voalohany, Hira fiderana
616 vues
Afaka ampidinina an-tsasa-peo (ho Dô dia C) ny fanalahidy raha ambony loatra ny feo voalohany.
385 vues
Ny refy farany 31bis eo amin’ny solfa dia hiraina farany indrindra rehefa vita ny andininy fahadimy.
335 vues
Ilay zanaka adala, nalaina avy amin'ny Lioka 15:18 Hiainga aho ka hody any amin'ny Raiko ka hanao aminy hoe: Raiko …
646 vues
Hira Fanao amin’ny fotoana Fandraisana ho Mpandray na Kominio. Azo atao ho famaranana ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ko.
579 vues
Milantolanto. Rehefa vita ny andininy fahatelo dia averina indroa ny fiverenana ary ampiakarina antsasam-peo ny tiona amin'ny fiverenany fanindroany. Raha …
648 vues
(1)-Atomboka amin’ny “Fiverenana -refrain-” ny hira. (2)-Ny feo fahatelo dia mizara roa, izany hoe misy feo dimy izany ny harmonia. …
490 vues
PRELUDE > ANDININY INTERLUDE > ANDININY > REFRAIN ( fa mamy nohon'ny aina... ) INTERLUDE > ANDININY > REFRAIN > …
1140 vues