Afaka ampidinina an-tsasa-peo (ho Dô dia C) ny fanalahidy raha ambony loatra ny feo voalohany.
697 views
Hira Fanao amin’ny fotoana Fandraisana ho Mpandray na Kominio. Azo atao ho famaranana ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ko.
973 views
Ankinina amin’ny Telen’ny Amboarampeo (T.A.) (Chef de Chœur) ny hafainganan-kira araka izay hitarihan’ny fihetsem-pony. Tsy miadana kanefa tsy haingana be …
913 views
Notsoahina avy amin’ny Fitomaniana 3:22-24. Araho araka izay fihetseham-po sy fitaritan’ny Fanahy ny fihiràna azy.
831 views
HIra mikasika ny fiverenanan’ny Tompo, taratry ny I Tesaloniana 4:16-17
772 views
Hira Krismasy. Araho ny toro-dalana voasoratra eo amin’ny Sol-Fa
907 views
Hira fanaovam-beloma mpitandrina na mpampianatra na diakona na izay nanana anjara fitaizam-panahy ka handeha hifindra na koa hisotro ronono. (angamba …
683 views
(1)-Atomboka amin’ny “Fiverenana -refrain-” ny hira. (2)-Ny feo fahatelo dia mizara roa, izany hoe misy feo dimy izany ny harmonia. …
771 views
Paika efatra manaraka (waltz) “ritmo di valzer”: 12/8. Hiraina milantolanto, tsy hatao haingana loatra.
691 views
Do dia G 4/4 Tsy atao haingana Lioka 2.8-14
1185 views
Somary bà gasigasy, toy ny hiragasy. Tandrovana ihany ny mahahira Chorale sy Hiram-piangonana azy fa isy hiragasy tsy akory.
890 views
Milantolanto. Rehefa vita ny andininy fahatelo dia averina indroa ny fiverenana ary ampiakarina antsasam-peo ny tiona amin'ny fiverenany fanindroany. Raha …
919 views
MIlamindamina. Araho ny toro-mari-piatoana mozika (punteggiature musicali)
1064 views
Jereo tsara fa do-re-mi ihany no hampiasaina ho feo voalohany, Hira fiderana
928 views
Maneno ny Lakolosim-piangonana, mampahatsiahy fa tokony hiomana ianao ary ho avy mba hiara-mivavaka sy hisaotra ary hidera an'Andriamanitra. In-telo ny …
906 views